Post has attachment
Fantatrao ve fa misy vahaolana vaovao ahazoanao #famatsiam-bola anatanterahana ny #tetikasanao?
Tapitra hatreo ny findramam-bola any amin'ny Banky sy ny fitalahoana amin'ny olon-tsotra
Andramo dieny izao ny "Financement participatif" na "fanangonam-bola iraisana"

Tsidiho ny http://kapital-plusplus.com/ raha mila fanazavana fanampiny. Azonao atao tsara ihany koa ny mametraka avy hatrany ny tetikasanao

Post has attachment
#Tsy-te-hindram-bola intsony ve ianao nefa manana tetik’asa? Fantatrao ve fa efa misy eto Madagasikara ny atao hoe “crowdfunding”?

Ny #crowdfunding na #famatsiam-bola-iraisana dia entina milaza ny fandrotsaham-bola ataon’ny olona maro mba entina anatanterahana tetik’asa iray.

Tsidiho dieny izao ny http://kapital-plusplus.com/

Tsy voatery mindram-bola intsony ianao, afaka mandrotsaka vola anatanterahana ny tetik’asanao ny daholobe (fananganana orinasa, fanitarana varotra, …)
Wait while more posts are being loaded