Post has shared content

Post has attachment
24/02/13 tao am palais, nafinaritra
Photo

Havaoziko ny ‘’ENY’’, izay notànako
Hanampiako ny teny, ef’iny ny foko
Nomeko mangina, aharitra hatrany
Fitia : ‘’nifaliana, ndraindray tomany’’

M'lay lay vazo e!!
Havaoziko ny ENY!!!

Maereza ry zalahy nony vona nahazo anareo a!!!!

J'éspère vous voir un peu plus souvent sur Google+ comme sur Fb!!Merciiii
Wait while more posts are being loaded