Profile cover photo
Profile photo
Sedra Rasamimisa
38 followers
38 followers
About
Posts

Post has attachment
Ity indray dia fanasitranan’i Jesoa Kristy an’ilay ramatoa narary mafy efa ho 3 volana ny faha 18/11/16. Rehefa niresaka taminay ny fianakavian’ity ramatoa izay mipetraka eny @ faritr’Ivanja Ambohitsoa ity dia nanainga izahay araky ny iraka efa nomen’i Kristy anay : andrava ny asan’ny satàna hatrany @ faran’ny tany ary ampitombo finoana ny fiangonany mandra-pihaviny. Ity olona ity dia efa nitsabo tena teny @ dokotera fa tsy nahita fahasitranana, efa tsy ninan-kanina efa ho 15 andro izy araka ny filazany ary ny maso dia lasa pahina tsy nahita tao anatin’izay naharariany 3 volana izay, misy marary mafy azy ny faritry ny kibony, ny lamosina koa dia marary noho ny fatoriana lava eo am-pandriana, efa tsy mahatsangana eo am-pandriana intsony izy ary tsy mahazaka azy ny tongony.

jesus_guérisseur

Rehefa nanazava ireo aretiny ireo ilay marary dia roso ny asa. Rehefa vita ny vavaka sy ny fandroahana ny asan’ny satàna ary ny fametrahan-tànana tamin’ny anaran’i Kristy dia gaga ny fianakavian-ity marary fa nilaza tsy am-pihambahambana itsy farany fa mahiratra tsara ny masony ary tsy pahina intsony fa itany mazava tsara ireto olona manodidina Azy. Nitsangana soa aman-tsara izy, sitrana ny aretina tao @ faritry ny kibo ary tsy misy marary azy intsony ny vatany rehetra (lamosina, sns). Nasehon’Andriamanitra indray fa tsy miova Izy omaly sy anio ary ho mandrakizay. Ho Azy irery ihany ny voninahitra fa ho amin-tsika izay mino Azy ny fiadanany.

Post has attachment

Post has attachment

Post has attachment

Post has attachment
Pour étoffer notre Equipe, nous recrutons des Rédacteurs / Rédactrices Web Freelance à domicile
Si vous êtes intéressé(e), Merci d envoyer votre CV + photo + lettre de motivation incluant votre prétention salariale à l'adresse mail rasamimisa.sedra@gmail.com. Ou contactez-nous via notre site web : http://www.referencementweb.net

Post has attachment
Notre site web : http://www.referencementweb.net/ : agence de référencement web et de rédaction web.
Wait while more posts are being loaded