Profile cover photo
Profile photo
hitika
4 followers -
Retrouvez ici les meilleurs produits et services de Madagasikara
Retrouvez ici les meilleurs produits et services de Madagasikara

4 followers
About
Posts

Post has attachment

Post has attachment
Mba tsikaritrao ve fa misy zavatra entina sy vimbinina foana ny olona rehefa mivoaka ny trano matetika ? Indrindra moa rehefa hanatanteraka adidy na andeha hianatra izay. Mila poketra sahaza ny zavatra vimbinintsika avy isika.
Photo

Post has attachment
Tahaka ny poketra, ny harona dia natao hitondrana ny zavatra ilaina, mba tsy hiparitahany. Izany hoe manana andraikitra manokana izy na dia niova miandalana ho pitsopitson-damaody aza
Photo

Post has attachment
Ity harona vita jiafotsy ity dia manana tahony somary lava ihany, mendrika ho poketra nefa azo entina miantsena ihany koa.
Avoavo ihany izy ity satria hatsasa-metetra ary mahitsizoro, (25santimetatra ny tahony ary 25santimetatra ny ahavon'ny vatany). 
Ce panier est fait en rabane avec un fonds assez profond. De couleur rouge il se porte aussi bien au quotidien que pour faire des courses au marché.

Post has attachment
Harona rary maro loko ary efajoro ny fotony, tsy misy tahony fa kosa misy tady kely manidy azy. Mirary rary majinika ary miloko maro, vita amin'ny jiafotsy tahaka ny tsihy ihany koa izy ity. Tsy misy tahony ka tsy dia afaka entina mivoaka miantsena loatra fa atao toeran-javatra majinika.
Ce panier en forme de sac simple avec bandoulières est en fibres naturels notamment le rabane ou jiafotsy

Post has attachment
Kitapo fisaka fitondrana boky sy taratasy ary fitaovana fanoratana sy fitondra mianatra. Kitapom'boky efa fahita matetika ary fitondran'ireo mpianatra taloha izy ity. Karazana kitapo fisaka ary misy tadiny azo hitondrana azy an-tsaboady.
Ce porte document est en "rabane" ou jiafotsy ou sadadioky en malgache. Il n'a pas de poigné mais est munis d'une petite corde en raphia tressé en croix.

Post has attachment
Harona misarona boribory sady efajoro no tsy misy anja na tahony izy ity. Lehibe ihany satria afaka asina zavatra majinika ary ampy hitondrana na hiterizana karazan-javatra tahaka ny kofehy, fanjaitra, bokotra sy firavaka.
Ce petit range-tout a une forme ronde. Il n'a ni poigné ni corde qui permettent de le porte. Aussi c'est plus un petit range-tout qu'un panier pour faire des courses.

Post has attachment
Harona tanty bezary vita avy amin'ny jiafotsy ary karazan'ireo harona fiantsenana. Mitovy amin'ny harona rehetra ihany ny bikany saingy maro haingo izy ity ary tsara rary tokoa. Izany hoe azo atao haingon-trano ihany koa satria maro haingo 
Ce panier est aussi fait en fibres naturels, notamment le rabane avec une technique de tressage fine et serré qui lui donne des motifs de toutes beautés.

Post has attachment
Kitapo fisaka mitovy endrika amin'ny kitapon'ny mpianatra saingy tsy misarona mivalona tahaka ireny kitapo fasina boky isan-karazany ireny. Misy anja sy bokotra fanidy azy, ary samboady fitondra azy, fisaka ary akatona tahaka ny harona izy ity. 
Ce petit porte document est fait entièrement en fibres naturels. Il ne se ferme pas en rabat et a des bandoulières ainsi que des cordelettes de fermeture.

Post has attachment
http://www.hitika.net/fihenambidy
Les produits en promotions sur la boutique en ligne #hitika  hitika.net
Photo
Wait while more posts are being loaded